Index

Proverbes : hadinodino

Proverbe 1Hadinodino ohatra ny hava-malahelo. [2.558]

Proverbe 2Ny andraso andraso manariva ny mody. [1.1]
Ny takariva no mahatonga ny alina; ny sangy mahery no mahatonga ny ady ; ny "andraso kely" no mahariva ny andro; ny hadino no mahavery ny entana. [2.415 #6244, 2.653 #2422]
Ny takariva no mahatonga ny alina, ny sangy no miteraka ny ady, ny andraso kely no mahariva ny andro ary ny hadinodino no mahavery ny entana. [2.558]
Interprétation malgacheNy hataka andro lava, ny fampiandrasana ary ny fiolakolahana dia mahatonga ho tratra hariva nony hody (tokony hotsorina izay fanapahankevitra raisina). [1.1]
Traduction françaiseLe crépuscule amène la nuit ; la plaisanterie trop forte engendre les disputes; le attendez un peu, retarde jusqu' au soir; l' oubli fait perdre les paquets. [2.415 #6244]
Le soir appelle la nuit ; les familiarités excessives engendrent les querelles ; les fréquents délais épuisent la journée ; les oublis causent la perte des bagages. [2.974 #274]
Interprétation françaiseUne petite cause a de grands effets. [2.415 #6244]

Proverbe 3Toy ny kitapo afaka entana, ka tsy tsaroan' ny olona intsony. [2.165]
Toy ny kitapo afaka entana : tsy tsaroan' ny olona intsony. [2.415 #5480, 2.653 #3206]
Toy ny kitapo nahafahan' entana : ka hadinodino (tsy tsaroana) nony foana ny atiny. [2.558 #4296]
Traduction françaiseC' est comme le sac dont on a retiré le contenu : personne ne pense plus à lui. [2.415 #5480]
Pareil à un sac vide, personne ne s' en souvient plus. [2.165]
Interprétation françaiseLe bienfait, me fois reçu, on ne pense plus au bienfaiteur. Se disait aussi des riches ruinés qu'on abandonne. [2.415 #5480]

Index