|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sangy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 play, sport [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 jeu, plaisanterie; sport [1.8]
6 badinage, plaisanterie, amusement [1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  20 hadrohadro, hanihany, sangisangy, vazivazy
Mpanahaka  21  kihaihay, 22  kiniania
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)25  sangy
Sokajin-teny  26  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  27 Saingy, fangy [1.1]

Teny iditra (3/3)28  sangy
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 (sens général : jeu, plaisanterie, taquinerie ; allusion aux plaisanteries sont dont la forme du fruit fait l'objet). Phyllarthron bernierianum Seem. (Bignoniaceae). Relevé par Decary (fichier manuscrit). Fruit comestible. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  sangy, 33 singa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09