Entrée sangina (sangy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Anaovana kivazivazy, lalaovina: Nosangin' Ikoto ny zandriny dia nitomany
¶ Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin' Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony
¶ Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin' ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! [Rajemisa 1985]
Morphologie 
sangina
sangiko
sanginao
sanginy
sangintsika
sanginay
sanginareo
sangin'
sangin-
sangim-
sangi-
nosangina
nosangiko
nosanginao
nosanginy
nosangintsika
nosanginay
nosanginareo
nosangin'
nosangin-
nosangim-
nosangi-
hosangina
hosangiko
hosanginao
hosanginy
hosangintsika
hosanginay
hosanginareo
hosangin'
hosangin-
hosangim-
hosangi-
sangio

Mis à jour le 2013/06/11