|
|
|
|

Teny iditra1  vazivazy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ
4 Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 joking, horseplay [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 jeu, plaisanterie; moquerie [1.8]
Ohatra  7  [2.324]
8  [2.471]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  26  akisakisabe, 27  alahamohamo, 28  ariralahy, 29  ariravavy, 30  fanory, 31  haikaika, 32  hatsikana, 33  hatsikana, 34  hotsohotso, 35  kapotsaka, 36  katsikana, 37  kihanihany, 38  kilalao, 39  kivalavala, 40  kivazivazy, 41  mpananihany, 42  mpiaingiaingy, 43  mpiangano, 44  safary, 45  sangymihoatranyloha, 46  sangisangyzarytenany, 47  sangisangy, 48  somonga, 49  tsihanihany, 50  vosobosotra

Fivaditsoratra  vazivazy, 51 vizaviza

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22