|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famazivazy
Fototeny  2 vazivazy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamazivazy, manao vazivazy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce qu’on peut ridiculiser, manière de se moquer [1.3#822]

Teny iditra (2/2)6  famazivazy
Fototeny  7 vazivazy
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 Azo vazivazìna [1.1]
Ohatra  10  ka tonga famazivazy sy fandatsan' ny olona aho, noho ny aminao. [2.996#]

Fivaditsoratra  famazivazy, 11 famizaviza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12