Entrée (1/3) | 1 hatsikana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Zavatra atao hampihomehy, arira, kivazivazy, vosobosotra: Aza manao hatsikana eo ianao fa efa manevika aho izany [1.1] |
Explications en anglais | 4 a legend, an amusing story. See vosobosotra, vazivazy, angano, arira [1.2] |
Exemples |
5 Mampiseho fahaiza-miteny sy mampiady hatsikana sy ohabolana eo izy [1.437#] 6 ary nony efa nihinana dia nijery ny miaramila France, mihira sy mandaha-teny, ary manao Taiatira tsy miteny, sy [h]atsikana maro ka nahafinaritra. [2.59#] |
Dérivés |
|
Entrée (2/3) | 11 hatsikana |
Partie du discours | 12 adjectif |
Explications en malgache | 13 Mpanao arira, kivazivazy mampihomehy: Zazalahy hatsikana [1.1] |
Explications en anglais | 14 jocular, jesting, talkative [1.2] |
Anagrammes | 15 ahantsika, hatsikana, katsahina |
Mis à jour le 2024/06/09 |