Entrée arira
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [1.1]
Explications en anglais A legend, a fable [1.2, 1.7]
Explications en français Histoire amusante [1.54]
 Conte, histoire amusante [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 
Analogues  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31