|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 habobo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilay ronono tsy mbola tena madio avy amin' ny ombivavy ny andro fahatelo aorian' ny iterahany
4 Ronono ampandrina andro vitsivitsy hivaingana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the milk of a cow on the third day after calving
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Le lait encore sale que donne la vache le troisième jour après qu’elle a vêlé
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 7 habobo vazaha |
| Teny iditra (2/2) | 8 habobo |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Lainga na filazana tafahoatra hamitahana, tantara valamaty: Milaza habobo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a fable, a trick. See songo.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 Apparences trompeuses
[1.3, 1.5] 13 plaisanterie [1.3] |
| Tsipelina hafa | 14 habibo |
| Mpanahaka | 15 angano, 16 anjabobo, 17 anoano, 18 arira, 19 fasitara, 20 haga, 21 karijo, 22 tantaravalamaty, 23 taria |
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 25 Bohoba, habobo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|