|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hotsohotso
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpandaingalainga sy fetsifetsy sady tsy menatra akory hisoloky [1.1]
Ohatra  4  hotsohotso roa venty
ny tanako roa feno avokoa
raha mahay manana hianao
manandroa
raha tsy mahay manana hianao
votsotra avokoa
[2.131]

Teny iditra (2/3)5  hotsohotso
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Aretin' ny famavanin-taolana, rohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 douleur à l'intérieur des os [1.54]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  10  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)11  hotsohotso
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 fitaka amin'ny haza [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17