|
|
|
|

Teny iditra1  mangotsohotso
Fototeny  2 hotsohotso
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsaroana misy manaintaina, manindrontsindrona any anaty taolana: Mangotsohotso ny ranjoko izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qui cause ou ressent des douleurs rhumatismales dans les os [1.3]
Voambolana  6  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12