|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamazivazy |
| Fototeny | 2 vazivazy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manamavomavo, manao teny tsy manome voninahitra: Tovolahy kely io ianao no hamazivazy lehilahy lehibe ohatra an-drainao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to tease, to mock, to torment
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 plaisanter, se moquer de
[1.8] |
| Ohatra |
7 Aripaho, aringano fa mamazivazy ny fanjakako eto amin'ity faritany ity.
[2.895#]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Ontam-po |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mamazivazy, 14 mamizavizà, mamizaviza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|