Entrée foana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana
¶ Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany
¶ Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy
¶ Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto
Mitovy hevitra: Jifa ~ fongana ~ lany ~ majifa ~ tapitra
¶ Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io
¶ Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory
¶ Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] empty, void
  [Richardson 1885] vain
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] vide
  [Abinal 1888] vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu
Dérivations 
Morphologie 
foana
-poana
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Rosovola, page 60] Mihomehimehy foana ialahy!
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30] Miherikerika foana teo izy.
3 [Dahle: Angano, page 241] Aza atao fotsy volo mitazam-poana.
Citations 

Entrée foana
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en anglais  [Richardson 1885] freely, foolishly, uselessly

Mis à jour le 2020/07/31