Entrée mamoana (foana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tanala] [ mamoaña ] manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana) [1.78]
 Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe [1.1]
Explications en anglais to empty, to annul, to annihilate, to make empty. [1.2]
Morphologie 
mamoana
namoana
hamoana
mamoàna
Exemples Hainy ny nitarika ny vahoaka ho amin' ny fibebahana, ary vitany ny mamoana ny fahavetavetana avy amin' ny fankahalana fivavahana. [2.996]

Entrée mamoàna (foana)
Partie du discours impératif du verbe actif mamoana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes Maomàna

Mis à jour le 2023/01/20