|
|
|
|

Teny iditra1  fongana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy misy tavela, rava, levona: Fongana tamin' ny rivo-doza ny varinay.
4 Lany nolanina, lasa daholo.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 spent, consumed, wasted.. [1.2]
6 completely destroyed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 complètement détruit. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  19  mafafa, 20  majifa, 21  tapitra, 22  tsymisymiangana
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  24 fangona, 25 fanonga, 26 fongana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11