|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mamongana |
| Fototeny | 2 vongana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandidy (zavatra) atao didiny lehibe
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 mamongana |
| Fototeny | 6 fongana |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandrava tanteraka, mandevona, mandany, manapitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to consume, to ruin, to make an end of.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 14 mamongàna |
| Fototeny | 15 fongana |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamongana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mamongàna, mamongana, 17 manamango, 18 manamonga, manamongà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|