|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; famonganana
Fototeny  2 vongana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandidiana (zavatra) ka atao didiny lehibe [1.1]

Teny iditra (2/2) 5 ; famonganana
Fototeny  6 fongana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fandravana tanteraka, fandevonana; fandaniana [1.1]

Fivaditsoratra  famonganana, 9 fanamongana, 10 manafongana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04