|
|
|
|

Teny iditra 1  majifa
Fototeny  2 jifa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Lany tapitra, fongana: Loza lahy ilay saka ratsy iny! Nataony majifa ny laoka sisa tao am-bilany [1.1]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how majifa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04