|
|
|
|

Entrée1  ady
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany
9  Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe
10  Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza: Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny
11  Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity [1.1]
Explications en anglais  12  A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war. Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. etc. With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. [Jav. Avd (?); or Ar. Adava.] [1.2]
13  fighting, war [1.7]
Explications en français  14  guerre [1.3#2, 1.8, 1.5]
15  combat [1.3#2, 1.8, 1.13, 1.5]
16  discussion, dispute [1.3#2, 1.5]
17  procès [1.3#2, 1.5]
18  bataille
19  Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original
20  accord des instruments ou des voix [1.3#2]
21  lutte [1.13]
Exemples  22  maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre) [1.3]
23  mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats) [1.3]
24  nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier) [1.3]
25  manana ady izy (il est en procès) [1.3]
26  mba taiza no nahita ady hianao? [2.324]
27  maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany. [2.472]
Morphologie 
28  Simple :
Analogues  29  fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana, adilahy, sotasota, vaniny, kisa, gidragidra, vezovezo, sentsena, fetrivoho
Mots composés 
Titres 
Proverbes  77  Proverbes contenant le mot ady
Article  78  Randzavola: ady ao amin' ny Baiboly (=> fahirano)

Anagrammes  79  ady, -day, day

Mis à jour le 2023/08/01