|
|
|
|

Teny iditra1  sotasota
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Mila sotasota foana io vehivavy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a quarrel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 querelle, dispute [1.8]
Ohatra  6  Raha tsy mifamaly amin-dRarivo zanany izy, dia ilan-dRasikina vinantovavy sotasota am-karazan-javatra maro tsy voatanisa [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpanahaka  12  milaady, 13  milaantsongony, 14  milaantsontsany, 15  milakisa, 16  milasotasota, 17  milatonony, 18  milavaniny, 19  milavoatsiary
Kamban-teny rehetra  20 mila sotasota

Fivaditsoratra  sotasota, 21 tsaotsao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17