|
|
|
|

Entrée1  mody (ody)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  miverina [1.78]
4  Miverina any amin' ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa na nianatra na nivahiny: Efa lasa nody daholo ny mpianatra ~ Mody isan-kariva ny mpiasa [1.1]
5  Miseho ho toy ny: Mody mihaino i Koto, nefa ny sainy any Ankaratra [1.1]
6  Maka tahaka: Mody adala, mody maty ny anao lahy [1.1]
7  Miova ho, manjary: Nody divay ny rano tany Kanà raha vao niteny ny Tompo [1.1]
Explications en anglais  8  To go home, to return home; to pretend to be what one is not. [1.2]
9  To go home, to return; to change into something else; to pretend [1.7]
Explications en français  10  Rentrer chez soi, retourner à la maison; se changer ou muer; prétendre [1.8]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Titres 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot mody

Anagrammes  24  domy, mody

Mis à jour le 2023/05/19