Entrée | miverina (verina) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao? Tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e! Mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela! Mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy Manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany! Miherina: Miverina indray ity ny lohataona! Mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1] | ||||||||
Explications en français | Revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [1.3] | ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | manangatra ~ manody ~ mifotitra ~ mimpody ~ mitampody ~ mody | ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot miverina | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |