Entrée mifotitra (fotitra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana
Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy
Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky [1.1]
Explications en anglais Inverted
Incestuous
Turning round as an enraged animal. [1.2]
 To be turned end for end, to be turned the wrong way [1.7]
Explications en français êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens [1.8]
Morphologie 
Présent : mifotitra
Passé : nifotitra
Futur : hifotitra
Impératif : mifotera
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20