Entrée mimpody (ody)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka, Tanosy] miverina
  [Rajemisa 1985] Miverina amin' ny toerana nielana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to return to its original state
Explications en français  [Hallanger 1974] revenir à son premier état
Morphologie 
mimpody
nimpody
himpody
Exemples 
1 [Rabezandrina: Ikotofetsy] Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika.
2 [Rajohanesa: Kintana] Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony.

Entrée mimpody
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] maty

Mis à jour le 2020/07/31