Entrée (1/4) | 1 alina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [1.1] |
Explications en anglais |
4 ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [1.2] 5 ten thousand [1.7] |
Explications en français |
6 dix mille [1.8] |
International |
7 10000 ~ 10 000 ~ 10.000 ~ 10,000 [3.1] |
Exemples |
8 sy boriky arivo amby enina alina,
[2.996]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 10 5 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 11 Mathématiques: arithmétique |
Tableaux et planches |
12 Les nombres |
Article | 13 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Entrée (2/4) | 14 alina |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [1.1] |
Explications en anglais |
17 night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [1.2] 18 night [1.7] |
Explications en français |
19 nuit [1.8] |
Exemples |
20 aza manan'eritreritra hianao hozaraiko ny andro sy ny alina ka ny alina azy ny antoandro anao [2.131] 21 Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [2.324] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 44 36 combinaisons de ce mot |
Analogues | 45 ankaly, lahaly |
Proverbes | 46 Proverbes contenant ce mot |
Article | 47 Randzavola: alina ao amin' ny Baiboly (=> andro) |
Entrée (3/4) | 48 alina |
Partie du discours | 49 adjectif |
Explications en malgache |
50 lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [1.1] |
Explications en français |
51 qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [1.3] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 59 Trimofoloalina |
Entrée (4/4) | 60 alina |
Partie du discours | 61 nom |
Explications en anglais |
62 provincial for adina [Provincial]
[1.2] |
Anagrammes | 63 Alain, 64 alina, 65 anila, 66 ilana, 67 laina, 68 lania, 69 liana |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |