|
|
|
|

Teny iditra 1  lahaly
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sihanaka] alina [1.78]
4 [Betsimisaraka] Halina, tamin' ny alina tao. Akory lahaly: teny fiarahaban' ny Betsimisaraka, izay azo adika hoe: Nanao akory, nanao ahoana halina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Provincial] last night [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 [Provincial] la nuit dernière [1.8]
Voambolana  7  Fotoana
Tovy hevitra  8 ankaly, halina
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lahaly

Fivaditsoratra  lahaly, 10 lalahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04