Entrée hadinodino (hadino)
Partie du discours verbe passif
Explications en français [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Exemples 
1Lasa ny herinandro, angamba hadinodino fa tsy misy niteny firy intsony. [2.332]
2Varimbariana ny saina, sady niantomboka ny fikoranan' ny tanora ka hadinodino kely ireo nilaozana. [2.499]
Morphologie 
Présent : hadinodino, hadinodinoko, hadinodinonao, hadinodinony, hadinodinontsika, hadinodinonay, hadinodinonareo, hadinodinon', hadinodinon-, hadinodinom-
Passé : nohadinodino, nohadinodinoko, nohadinodinonao, nohadinodinony, nohadinodinontsika, nohadinodinonay, nohadinodinonareo, nohadinodinon', nohadinodinon-, nohadinodinom-
Futur : hohadinodino, hohadinodinoko, hohadinodinonao, hohadinodinony, hohadinodinontsika, hohadinodinonay, hohadinodinonareo, hohadinodinon', hohadinodinon-, hohadinodinom-
Proverbes 

Mis à jour le 2023/02/18