|
|
|
|

Teny iditra1 hadino
Sokajin-teny  2 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao.
4tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5forgotten. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6oublié. [1.3#202, 1.8]
7dont on ne se souvient pas. [1.3#202]
8pardonné. [1.3#202]
Ohatra  9 Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray [2.69]
10 Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay [2.649]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  29 daniho, 30 dinaho, 31 donahy, 32 hadino, 33 hodina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02