Entrée | 1 manadino |
Radical | 2 hadino |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa [1.1] |
Explications en anglais |
5 to forget [1.2, 1.7] 6 to neglect [1.2] |
Explications en français |
7 oublier [1.3#202, 1.8] 8 ne pas se souvenir, pardonner [1.3#202] |
Exemples |
9 Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino.
[1.369#]
10 Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. [2.245#] 11 Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. [1.381#] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 16 2 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 18 amandino, 19 andamino, 20 manadino, 21 mandaoñy, 22 manindao, 23 manodìna, mañodina, manodina, 24 manondia, 25 miondana, miondàna |
Mis à jour le 2025/10/18 |
![]() |