|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hadinoina |
| Fototeny | 2 hadino |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be forgotten, to be neglected.
[1.2] 6 to be forgotten [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Ce qu’on oublie
[1.3#202] 8 qu'on oublie [1.8] |
| Ohatra |
9 Tsy azo hadinoina ihany koa izany.
[1.369#]
10 Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! [2.529#] 11 Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. [2.69#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | hadinoina, 17 ihodinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|