Mots composés (11) |
1 fonombimainty 2 kibo omby havana 3 kibo tsy omby 4 manao tsy omby aloha |
5 omby fohy 6 tsentsin-tsy omby 7 tsy omby alinalina 8 tsy omby fampana |
9 tsy omby kibo 10 vain’ omby 11 zanak' omby tsy ampianarin-domano |
Phytonymes (1) | 12 rambonaomby |
Mots composés (86) |
13 amaninomby 14 amaninomby 15 ampamatoran-janak' omby 16 angadinomby 17 atodiomby 18 azo ambody omby 19 dian' omby 20 faran' ny omby hena 21 fonombimena 22 fon' omby mena 23 gok' omby 24 hazarin' omby 25 ila omby 26 kapoka omby 27 laha omby amy ny farany 28 lahin' omby 29 lelakomby 30 lelomby 31 lohombintany 32 mamo be ohatra ny omby 33 manao fatotrombin' ny tsy miala vola 34 manaratsy tena toa omby hantsika 35 manehatra ny tandrokomby maranitra 36 marik' omby 37 mihantsy omby 38 mijery soratr' omby an-tanàna 39 mikodia ohatra ny omby mandry 40 milefona omby 41 mivarotra omby anaty ambiaty |
42 mivoaka omby 43 mizaha fandrin' omby 44 mody omby 45 nendran' omby 46 omby an' efitra 47 omby an-tondraka 48 omby bada 49 omby be ra 50 omby be rano 51 omby be ronono 52 omby bory 53 omby fotsy ra 54 omby haolo 55 omby hova 56 omby kely kamboty 57 ombilahy 58 omby mahery 59 omby malaza 60 omby malia 61 omby manga 62 omby maranitra 63 omby maro madinika 64 omby maty 65 omby mifahy 66 omby mitrongy tany 67 omby rana 68 omby rangaranga 69 omby rano 70 ombirefona |
71 omby refona 72 omby sira 73 omby sisa mita 74 omby tanana omby vava 75 omby tapy soratra 76 omby tsy fotsy ra 77 omby vaky loha 78 ombivavy 79 omby voarani-tsofina 80 omby voatombo 81 omby volavita 82 omby volon-takatra 83 omby vositra 84 peta-taikomby 85 sakaomby 86 sendra tolona tsy omby tratra 87 sesy omby 88 sifotr' omby 89 sorok' omby 90 taik' omby 91 tain' omby 92 tain' omby mivadika 93 trafon' omby 94 tranon' omby 95 tratra ambody omby 96 varotra omby anaty ambiaty 97 vely omby 98 volon' omby mainty |
Zoonymes (5) |
99 lalitromby 100 lelaomby |
101 reniomby 102 vantotr' omby |
103 voronomby |
Phytonymes (22) |
104 adabonomby 105 ahitromby 106 amaninomby 107 amaniomby 108 anamaminomby 109 ananaomby 110 bongonomby 111 fandrianomby |
112 hafotraomby 113 laingonomby 114 lelanomby 115 lelanomby 116 lelanomby 117 rambonomby 118 reniomby 119 sorokomby |
120 taolanomby 121 taolanomby 122 tsiafakomby 123 tsiafakomby 124 Tsiafakomby 125 voamasonomby |
Titres (2) |
126 Kabary amin' ny Fanolorana omby ho an' ny mpandevina 127 Mpiandry omby |
Toponymes (26) |
128 Ahitromby 129 Ambalanjanakomby 130 Ambalanomby 131 Ambalaomby 132 Ambararatanaomby 133 Ambatosariomby 134 Ambohijanakomby 135 Ambohitromby 136 Ankijanomby |
137 Antandrokomby 138 Antandrokombiteza 139 Beomby 140 Betainomby 141 Kianjanomby 142 Maromby 143 Masiakomby 144 Masiakombilahy 145 Sahanomby |
146 Sahaomby 147 Trafonomby 148 Trafonombikely 149 Tsiafakomby 150 Tsiombivositra 151 Vavaomby 152 Vohitraomby 153 Vohitromby |
![]() |