Entrée mivarotra omby anaty ambiaty (varotra, omby, aty, ambiaty)
Partie du discours expression
Définition malgache mivarotra zavatra tsy fantatra akory [Rajemisa 1985]
 [ manao varotra omby anaty ambiaty ] mivarotra zavatra tsy aseho eo anatrehana akory fa lazalazaina am-bava fotsiny ny mombamomba azy [Akademia 2005]
Définition anglaise to sell an ox among the shrubs; fig. to cheat in trade. [Richardson 1885]
Mots composés, titres, noms 

2011/08/28