Entrée omby rana (omby, rana)
Partie du discours expression
Définition malgache omby tsisy trafo, taranak' ireo omby avy any an-dafin' ny ranomasina nampidirina teto Madagasikara [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [rana, a point.] a cow without a hump. Introduced. [Richardson 1885]

2009/10/24