Entrée angadinomby (angady, omby)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovam-piasana tany taritin' omby, misy faritra efatra: 1) lelany roa mifanao ambony sy am-bany ka ny iray mitsangana toa mandidy ny tany, ny iray mitsivalana mamakivaky ny tany; 2) vy mivohitra mamadika ny tany voavaky; 3) kodiarana iray na roa, ary 4) vy lehibebe lavalava iraiketan' ireo rehetra voalaza eo aloha [1.1]
Explications en anglais Plow [1.7]
Explications en français Charrue [1.8, 1.13]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31