|
|
|
|

Teny iditra1  angady
Fototeny  2 hady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. [1.2]
6 a spade; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 bêche [1.8, 1.13]
Voambolana  8  Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  9 fangady
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  angady, 12 gidana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09