|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fangady
Fototeny  2 hady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 angady [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Tanala] [1.78]
5 Vy voavoatra misy lelany sy zarany atao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Mod. s. from mangady (hady).] A spade. See angady. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 bêche [Taisaka] [1.82]
Ohatra  8  Ary koa, misy fangady arivo milevina ao anaty farihy lehibe. [2.69#]
9  Koa raha avy izay itenenana sy andrindrana, fangady no filanjako, entana no fitondrako. [2.857#]
Voambolana  10  Fitaovam-piasana
Tovy hevitra  11 angady
Mpanahaka  12  fangadifohiny
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  fangady
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 (de hady : action de creuser) Il fallait creuser la terre pour obtenir ce tubercule sauvage autrefois activement recherché en cas de disette.
18 On apprenait aux enfants à le reconnaître en même temps qu'à compter.
19 Une comptine célèbre commençait ainsi : isa ny aviavy, roa ny amontana, telo fangady, « un l'aviavy, deux l'amontana, trois le fangady» [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  fangady, 21 fidanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20