|
|
|
|

Entrée1  tain' omby mivadika
Mots élémentaires  2  tay, 3  omby, 4  mivadika
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay. (Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io) [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12