Entrée omby maranitra (omby, ranitra)
Partie du discours expression
Définition malgache omby nohetezana mitsokotsoko ny sofiny
¶ ombin' andriana taloha izay noranitina ny sofiny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the sovereign's oxen, whose ears are made pointed. [Richardson 1885]
Synonymes omby voarani-tsofina

2009/10/24