|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tranon' omby
Singan-teny  2 trano, 3 omby
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  6 étable [1.3]
Voambolana  7  Toe-karena: fiompiana

Teny iditra (2/2)8  tranonomby
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy [1.1]
Voambolana  11  Finoana

Fivaditsoratra  tranon' omby, tranonomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21