Entrée mizaha fandrin' omby
Mots élémentaires mizaha ; fandry ; omby
Partie du discours locution
Explications en malgache Mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina [1.1]
Explications en français Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite [1.3]

Mis à jour le 2023/09/04