Entrée | 1 mizaha |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 zaha |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa 5 [1.78] mijery [Bezanozano] 6 [1.78] mijery, mitazana, mitady [Sihanaka] |
Explications en français |
7 [1.3] Regarder, considérer, chercher; sonder |
Exemples |
8 [2.59] ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro;
9 [2.528] Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. 10 [2.366] Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot mizaha |
Anagrammes | 21 mihazà, mihaza, 22 mizaha |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |