|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fandry
Fototeny  2 andry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra
5 Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1]
Ohatra  6  Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [2.285]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 16 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)9  fandry
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [Taimoro] [1.78]
Voambolana  12  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  13 fandrana

Teny iditra (3/3)14  fandry
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 Plante non identifiée dont on mange les graines.
17 On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat).
18 Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux (eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  fandry, 20 findra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17