Entrée omby mitrongy tany (omby, trongy, tany)
Partie du discours expression
Définition malgache ombalahikely mitsapatsapa ny herin' ny tandrony amin' ny fitrongisana ny tany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [mitrongy (trongy), to root up, tany, the earth.] a young bull. [Richardson 1885]

2009/10/24