|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitrongy |
| Fototeny | 2 trongy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihady amin' ny vava, toy ny fanaon' ny kisoa: Nisy lambo nitrongy ny tokotanintsika halina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to root like a pig
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 fouiller la terre avec le groin (porc)
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 12 omby mitrongy tany |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 mitringo, mitrongy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|