Mots composés (133) |
1 afotsimaty 2 ala maty 3 aleoko maty 4 alika maty 5 andro tsy maty 6 angamaty 7 arahaba tsy maty fo aman-aina 8 arakaraka ny zaza maty ny haren-kiala 9 arakaraka ny zaza maty ny lambamena 10 atao zanaky ny maty 11 aza maty aho 12 aza maty anie aho 13 bala maty 14 basy maty 15 didy maty 16 enti-maty 17 fantsimaty 18 farafara nandrian' ny maty 19 fehy maty 20 folo-tao-maty 21 fory maty ozatra 22 fotoa-maty 23 haleviko am-batan' orona raha maty 24 harena tsy maty 25 hazomaty 26 ilay maty 27 lala-maty 28 lalàna maty 29 loza misy olona maty 30 mamo maty 31 manabohamaty 32 manao fatomaty 33 manao gisalahy maty vady 34 mandoa fialana amin' ny maty 35 mandry maty 36 maty afo 37 maty amboa 38 maty am-ponosana 39 maty an-daharana 40 maty andoha tandroka 41 maty an-drano 42 maty ankanina 43 maty ankanina 44 maty an-karanana 45 maty an-tady |
46 maty antoka 47 maty an-trebony 48 maty an-tsalaka 49 maty an-tsikinana 50 maty arika 51 maty bearike 52 maty dina 53 maty dina 54 maty dovy 55 maty fahana 56 maty feo 57 maty fieritreretana 58 maty fonoka 59 matihanina 60 maty hanina 61 maty hena 62 maty hento 63 maty ho azy 64 maty holatra 65 maty kiady sy voninahitra 66 maty lahy 67 maty levy 68 maty loka 69 maty maina 70 maty maso 71 matim-bela 72 maty momba 73 matim-panala 74 matim-pitia 75 matin-dahy 76 matin-delany toa toho 77 matinjaitra 78 matin-kambo 79 matin-kanin-kely 80 matin-kely 81 matin-kenamaso 82 matin-kenatra 83 matin-kihitra 84 matin' ny hehy 85 maty noana 86 maty no velona 87 matin-tanany toa foza 88 maty paika 89 maty paik' andro 90 maty sasaka |
91 maty sina 92 maty siontsiona 93 maty tapaka 94 maty tsy miteny 95 maty vao herotrerony 96 maty vavany 97 maty volana 98 maty volo 99 maty volon' ny ratsy 100 maty vorona 101 maty zoro 102 matory maty 103 midaboka ohatra ny amalo-maty 104 milaza vala maty 105 misotro ny aleoko maty 106 mitantara vala maty 107 mivolom-balala maty 108 ny arivo lahy tsy maty indray andro 109 omby maty 110 ondan' ny maty 111 rano maty 112 resy ny maty 113 tandromaty 114 tanimaty 115 tany maty 116 tantara valamaty 117 tenin' ny maty an-drano 118 tseroky ny maty 119 tsy mataho-maty 120 tsy maty am-bavany 121 tsy maty manota 122 tsimatinarivolahy 123 tsy maty tsy akory fa mbola matory 124 tsy maty voalavo an-kibo 125 tsy ny maty no ranjoana fa ny velona 126 tsy re maty 127 varo-maty 128 vavan' ny maty an-drano 129 vilany tsy maty 130 vola maty 131 volokano maty afo 132 volombalalamaty 133 vorombe maty vady |
Zoonymes (1) | 134 vahimaty |
Phytonymes (4) |
135 aleokomaty 136 farimaty |
137 matitanana 138 vahimaty |
Titres (5) |
139 Fomba fanao raha misy maty (Famangiana ~ Levenana) 140 Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty 141 Maty ve Ratsimandrava? 142 Tsy hodinganina ny maty 143 Velona ahy, maty ahy |
Toponymes (1) | 144 Matitanana |
![]() |