|
|
|
|

Teny iditra1  maty am-ponosana
Singan-teny  2 maty, 3 fonosana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 voafono tsara aoka izany: Nataony maty am-ponosana ilay ariary folo nomeko azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12