Entrée folo-tao-maty
Mots élémentaires folo ; taona ; maty
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza fotoana naharitra ela be [1.1]
 Ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/13