|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 matihanina |
| Singan-teny | 2 maty, 3 hanina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza mpiasa na mpampianatra manao ho fototr' asa mandavan' andro ny raharaha ataony, na asa tsotra izany na fampianarana (mifanohitra aminy: mpanao an-tselika)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[maty hanina]
6 on full salary for a job
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[maty hanina]
7 salarié pour ce qu'on fait
[1.8] |
| Fivaditsoratra | matihanina, 8 maty hanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|