Entrée misotro ny aleoko maty (sotro, aleo, -ko, faty)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] vonona hanao zava-tsarotra sy manahirana na hihatra hatramin' ny fahafatesana aza: Efa nisotro ny aleokomaty aho ka tsy afa-kiverin-dalana intsony

Mis à jour le 2020/07/31