Entrée misotro (sotro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga
¶ Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona.
Mitovy hevitra: manala hetaheta ~ manao gagaka ~ manao gok' omby ~ manao gorodana ~ manao kararana ~ miala hetaheta ~ miboboka ~ migoka ~ minona ~ mitohoka
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to drink
Explications en français  [Hallanger 1974] boire
Morphologie 
misotro
nisotro
hisotro
misotroa
Mots composés, titres, noms 
 
Citations 

Mis à jour le 2022/09/05