Entrée migoka (goka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misotro amim-pankasitrahana sy betsaka: Nigoka rano mangatsiaka ny anao vavy ka narary kibo [1.1]
Explications en anglais to guzzle, to drink in abundance. [1.2]
 to drink greedily [1.7]
Explications en français boire en abondance à longs traits [1.8]
Morphologie 
migoka
nigoka
higoka
migoha
Exemples 
1Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471]
2Raha izahay ankizy no te hisotro mialoha, tsy maintsy nanontany an' I Dada sy Neny aloha, fa tsy avy hatrany dia migoka. [2.472]

Mis à jour le 2023/01/20